4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Otran'lah - Raboussa

Otran’lah ihany zah nateraka teny @ lalana

Tana-polo sy aretsaina no hany mba fanana

De nianatra  namindra tao anatin’ny ditra

Bobaka ny akama fa bobaka no nifitra

Otran’lah mba maniry te ho tafa

Te anakarena hay ny lalana samihafa

Otran’lah ihany zah te hanana sipa milay

Itondra fiara tsara be lafo be tsy takatray

Otran’lah anie zah nefa tsy mba misy miaino

Dia hitantara zay tsy tanty ny hafaliana sy alahelo

Otran’lah miandrandra  fandresena

Zao de zao d te andresy fa tsy ho faty manantena

Otran’lah ihany zah mba te ho tompon’ny tanàna

Nofinofy angamba zany raha tsy misy ny fahagagana

Otran’lah ihany zah tsy mety sitrana ny ratra

Hatramizao mbola miady amle fiainana mahazatra



Otran’lah ihany zah fa mbola b ny falemena

Tsy sah mamitaka olona d tsy manankarena

Otran’lah ihany zah mba te ahita risoriso

Ny anareo tô mandeha ho azy fa nenay fona ny diso

Otran’lah ihany zah te hinana nefa tsy ikaroka

Kanefa nofinofy zany sady mbola ho sarotra

Otran’lah zah nefa tsy afaka manôtra

Nareo manimba fotsny d zay no manambotra

Otran’lah ihany zah le migafy mi dégât

Elah tô tafavoka zay Nenjehan’ny prah

Otran’lah ihany zah te andingana fa tsy afaka

Tô misy mandetika raha mitady mba tafIakatra

Otran’lah zah te itarika grevy

Ny gasy efa mahantra sode manimba revy

Otran’lah zah manana ny mokondoha

Dia anao zerevy degany apivadika ati-doha

Otran’lah iany zah ndraindray ah manontany tena

Mba mety itovy ihany sa mena ambanin’ny mena

Otran’lah ihany zah misy revy tiana avoka

Na revy anaty kandra io wan a revy anaty tôka

Otran’lah zah fa mandahatra rima

Ngamba tsy any ankôtra zay vo misy fitoviana

Otran’lah zah ra maratra mandeha rà

Refa maty lasa vovoka any ambany rangolah



Ref: isanandro zay mba miezaka

Isanandro zay mahita ay tsy mitovy ny tetezana niarahana niampita

Fa manantena fandresena mba ho tafa

Atraka ny loha fa mbola ivadika ny rasa

isanandro zay mba miezaka

Isanandro zay mahita ay tsy mitovy ny tetezana niarahana niampita

Fa manantena fandresena indray andro any

Tsy kivy fa mandroso mbola mihodina ny tany



Otran’lah ihany zah miandrandra ny masoandro mba iposaka

Mba te anakarena vetivety

Hiditra ao anaty villa milay be

Dia tsy taizanaretina tsony ny fahasalaman’ny posinay



RABOUSSA

Partager otran'lah

Commenter otran'lah

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Raboussa