4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mandrapihaona - Raboussa

Nataoko ty vazo ty mba ikôziko ny ao anatiko

‘Zay rehetra rehetra mampanahy ahy sy tsy tantiko

‘Lay endrikao mahafinaritra mikôzy hoe tiako ianao

Androany ianao milaza dray fa hoe tsy maintsy andao

Na dia izanyaza mba enoy ty hirako ty

‘Lay fehezam-boninkazo asoloko fitia

Dia ianao no anjeliko any alavitra any mandram-pa, mitombo ilay fotoana mbola ihaonako am’là

Fa anodroany za niloazanao tsy fantatro hoe ahoana

Fa ny hirako n’aiza n’aiza ho enonao faona faona

Raha izay no tianao dia aleo hiodina ny taona

Dia izaho ataovy veloma fa ny hirako ataovy mandrapihaona



Sainonao tsara ny zava-bita hatram’izay

Mitamberina faona andohako eo

Namoronako vazo dia nasiko feo



Indray indray aho anefa tsy mety fa mbola mahatsiaro

‘Lay sangitsika taloha ao anatiko mifangaro

‘Lay fotoana mangina tsika rao mifampijery, misy dikany ireny fa aleo alasanao irery

Nefa rava ho azy teo toa rano raraka, ny etraketraky ny tany voatery nanasaraka satria ianao ande tsy ho koboko ela be ; vetivety de toa lasa lavitra le

Tsy za irery anefa no mahatsapa an’izany fa izay rehetra manam-pitiavana eto amboniny tany

Reveko ianao akaikiko eo, ny saiko tsinona tsy mandry

Nefa mandehana fa ny any zay efa sasa miandry





Indray andro any ianao mbola hifanena amiko ndray

Efa sambatra tsy ahita ahy anà tokana anakiray

Dia @ zay tsy za no ande anome tsiny fa efa ampy anà ireny rehetra vita fahiny

Dia ianao ijery anà, dia asinao tsiky kely

Dai za hiandrandra lanitra tsy hiteny

Hieritreritra kely hoe ohatran’izany ve ny tany misy fiandohany dia misy fiafarany

Dai zay aloha ny androany fa ny ahy ny atraka ny loha

Kofboy tsy very @ zay sipa iray sy roa

Kanefa zao voafatra ny fotoan tsika

Fa tsisy fetra ny any ny hirahira sy ny mozika





Saino,saino tsara zay zavatra efa vita

Fa anao no mieritreritra izay mbola ho avy

Indraindray ianao mantsy mety hieritreritra ny taloha

Nefa tsy miandry anao tsony ny fotoana

Ohatrn’izany koa ny efa niainako

Fa za manantena faona faona

Mandrapihaona  

Partager mandrapihaona

Commenter mandrapihaona

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Raboussa