4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Goavana loatra - Raboussa

Raboussa, besmo islah, tsy miala amin’la ry ja, Bogota!

Yah! Mafy ah. Koziko ampahibemaso eto fa mitapy ah!

Ratsy ah! lela afo be manimba ny rapy ah!

Favy ah! ambadikin’ny taratsy no mi-travy ah!

Mi-travy ah. Litera B mamono ohatran ny basy ah

Mitrasy ah. Anosy Be fan a de izany aza classy ah

Tsy kalasy ah. Rehefa mikozy tsy mety ho lany pasy ah

Raha mirapy ah. mamono amin ny tsisy dikany psykopaty ah

Mitapy ah. rehefa vonona hitifitra tsy mety miraty ah

Ohatran ny kalaky ah. amin ny rima manana bala vraky ah.

Anisan ny praky ah. ambony mibaiko ny fototry ny rapy ah

Mpimasy ah. kofy boay iray tompon ny pilo sy fasy ah

Manaparitaka tasy ah. mandoro fa tsy kalasy ah

Ambony bara vy mipetraka ohatran ny anaty palace ah

Handray ny penina hampifehy teny ranomainty hamela trasy ah

Akaman-dRapasy ah

Miray tsikombakomba amin ny taratasy ah

Raha maty ah

Tafio lambamena fa 100 % gasy ah



Chorus:x2

Aiza ny fitoeran ny aingampanahy- B-O-G-O

Onjan ny bonetra tsy mitovy aminla- B-O-G-O

R-A-B-O-U-S-S-A---B-O-G-O x2       B-O-G-O-T-A



Ataovy manomboka androany fa zah goava mpitetika

Vetivetika. Ambonin ny mpandresy poince tsy hilentika

Ato amiko ny draft rehetra hihomanana ny fandreseko

Zay mpanakiana! Tsk tsk boteko fa izaho ilay kofy boay iray mandeha singany fa tsy anjara

Tarehy zah tsara, fa maninona ny bajo an ialahy tara

Aingam-panahy @ tastara.

Inspiraka mampody mandry

Tsy mila mampiasa sandry fa kozy de efa mahafaty an ialahy ry zandry

Aza miandry fa ato amiko ny fitoeran ny aingam-panahy sa tsy izany ry ja

Pi-maso ho an ny kofy boay an ny bogota

Eoa x3

Goavana ny lalako

Faritin ny penina sy tastara tazonin’ny tanako

Tontolo mbola ho fananako alefako ankeriny ohatran’ny brakazy

Tsy vazivazy

Kozy matotra ity fa tsy hoe manala azy

Hanaovako kamikaze fa izaho @ HH fanahy

Goavana loatra Raboussa



Chorus:x2



Verse 3

tsy ampianarina fa raha mbola rapy zaho mahay.

Ambony latabatra penina sy tastara de efa milay

Zay fa isan’andro aho mikotrana fomba malalaka

Tsy mety ho valaka

Manerana ny lalako ny rima miraraka

Fa raha tsy zakan ny olombelona rehetra rehetra miheno

Tandremo raboussa ao ambadiky ny mic mipoka maneno

Inspiraka feno

Anatin ny lohako atahorako hitopaka

Aza mifandrombaka fa aty amiko mbola bobaka

Ho an’izay kopy ihany no atondraka HH fanahy

Raboussa. Tsy blah blah, kozy hatsipy ho an’la

Ho an ny kofy boay ambony baravy

Miseka basy

Manome kalam ohatran ny kally

Fa ny ahy ny rapy

Ivelany fa tsy anatin ny ambiroa

Bogota migoka, mifoka ny rivotra mahadomelina @ teny sinoa

Fa mbola hifoha

Gejaiko @ tanana fanalahidy

Hitsangana aho de hanontany hoe iza no biby




Partager goavana loatra

Commenter goavana loatra

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Raboussa