4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira 'zay anaovan'azy - Raboussa

De nisy tantara anakiray

Niarahako tamin’izay joba zay

Sipa neveriko anambotra ny hoaviko milay

Telo taona niaraha nefa tsitako hoe ahona

To lasa velatsiny ilay hoe “ za tsisy fotona”

Anaton’ny andro ray

za miantso tsy misy mandray ny fone

De miverimberina ao andohako lay kozy nataony

“rabossa, otrany koboko lay joban’ilay iny akatsoany”

De ianao namely hoe “oh merde c’est andry, mon cousin”



Tsy omenao tsiny ny akama fa tady kobo lay fika

“chery ah, ireny namao reny ngambany no ampisaraka antsika”

za tsy naka lagy fa navelako ande hoazy, fombanjavatra zany

tsi quoi, zay anavana azy!



Nadezany aza tsy fomba de mbola (yeah, yeah)

Mitediava afa loha, zay voa mbola (yeah, yeah)

Adoladola ndray loha vo maika, (yeah, yeah)

Kozio hoe: (yeah yeah yeah yeah)

Ra mbola betsaka azy ny hoavy de mbola (yeah, yeah)

Andaho ry zala analazy (yeah yeah)

De zay anavana azy hoa (yeah, yeah)

Kozio hoe: (yeah yeah yeah yeah)



Naiza naiza eto ambony ny tany

Tsy maintsy misy, tsy maintsy hianana izany

Ny olona matetika de tonga ho azy

De zay, zay anavana azy



Kanjo, misy ndray andro

Ny masoko no nahita

Natratra iny mbady iny,

Ianao zay efa vita

De za no omenao tsiny

“ ah, ianao saropiaro lotra”

za ve no saropiaro, sa ny revinao no tafahotra

“Ok! Laisse tomber ary e! sady tsika miady matetika”

tsi quoi, mandehana ianao ra te hivarotra tena

tapitra teo iny lasa niantso mbady akama

“allo, ben a! tongava fa efa raikitra ny eto antanana”

de natomboka ny fety,

vita vety vety reo aditsaina maro sy ny zavatra tsy nety

zay joba aleo ajanona any, zay ko tsy vosazy

de lasa fikozy ilay hoe: zay anavana azy

ref x2

Partager 'zay anaovan'azy

Commenter 'zay anaovan'azy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Raboussa