4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Manasa anao - R'zalà

’Ndreto izahay, mitovy fo

Vonona hiaraka

’Ndreo ry zalahy dia indreo koa aho

Tsy hoe tonga lafatra

Fa miombona, hiaraka haneho

ILay fifankatiavana

Amin’ireo namana



Manasa anao mba hiaraka hifaly

Hikorana aminay

Raha tonga ianao dia izay no faniriana

Efa hatrizay

Manasa anao mba hiaraka hifaly

Hikorana aminay

Fiarahana, raha misy anao

Ho soa tokoa fa tafaray



Ndeha isika hilalao

Ndao, zahay miandry anao

Fa ry zalahy manantena tokoa

Mandray anao tonga soa

Partager manasa anao

Commenter manasa anao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe R'zalà