4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Rainivoanjo - Mahaleo

Mafimafy ihany ho aho
Izay niteraka an-dRAINIVOANJO a!
RAINIVOANJO io , ilay bandy , ilay bandy
Avy any aminay e!

Lasa izy tamin'ny Atalata
Nangalatra ny entan'ireo karana
Ireo KARANA avy dia nitifitra azy
Nitifitra azy
Kanefa zalahy toa tsy nahavoa azy
Tsy hainay izay hanaovany azy

Lasa izy tamin'ny Alarobia
Naka ny volanireo be vola
Jiro mena avy hatrany dia nanenjika
Nanenjika azy
Kanefa zalahy toa tsy nahazo azy
Tsy hainay izay hanaovany azy

Saika nalefa any NOSY LAVA
Hay ka nivadika bibilava
RAINIVOANJO ihany zalahy ve
No mahavita azy ?

Partager rainivoanjo

Commenter rainivoanjo

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Mahaleo

Suite