4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Raha tsy ho eto intsony aho - Mahaleo

Raha tsy ho eto intsony aho
Fa lasa vetivety
Lasa mba hitety
Iny habakabaka iny

Iny lalako iny hitsaho
Fa angamba izy hihety
Hanonofy vetivety
Sy hiaraka aminao (2)

Nokotrehiko izy iny
Ary efa saiky fohy
saika efa tonga zavatra
Tena revinao

Anefa iny lalako niy
Iny ihany no hitohy
Ary hitondra revy,
Tena revinao (2)

Raha toa ka malahelo,
Raha toa ka mamelovelo
Antsoy aho in-telo
Hamafa ny alahelo

Nokotrehiko izy iny
Ary efa saiky fohy
saika efa tonga zavatra
Tena revinao

Anefa iny lalako niy
Iny ihany no hitohy
Ary hitondra nofy
Ho nofisinao   (2)

Raha toa ka malahelo,
Raha toa ka mamelovelo
Antsoy aho in-telo
Hamafa ny alahelo

Partager raha tsy ho eto intsony aho

Commenter raha tsy ho eto intsony aho

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Mahaleo

Suite