4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Raha mbola misy - Bessa sy lola

Raha mbola misy tsiky
Azonao asedra ny ronjon'ny ankaso
Nahoana indrindra iky
No dia laniana foana ny vongan-draromaso
      (miverina in-2)
                  
         Refrain :    Raha mbola misy ihany
                                  Kintana mamiratra azonao banjinina
                                  Nahoana no tomany no andanianao
                                  Ny alin'ny ririnina

Raha mbola misy kalo
Azonao hiraina anaty fahavaratra
Nahoana no himalo
Mahita vodilanitra mosarena taratra

Partager raha mbola misy

Commenter raha mbola misy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Bessa sy lola

Suite