4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Raha mbola misy - Marion

Mangina tsy miteny

Mahatsiaro manirery

Izato ianao

Toa maloka foana teo

Reto masonao mijery

Miteny foana aho

Mamerina

Ianao no tiako

Eny zary tena tiako

Tena mankafy anao iny



REF:Ka raha mbola misy

       Aatinao

       Hoe ahiahy ny ampitso

       Tsory f’aza lavinao

       Fa ianao mangina

       Toa mampanahy

       Sao nenin’any aoriana

       Ty foko efa mangahiahy ity



Mba valio raha manontany

Aza avelanao hijaly

..........................

Partager raha mbola misy

Commenter raha mbola misy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Marion

Suite