4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Hiaraka foana isika - QG

Hiaraka foana isika

Sady tafa daholo

Ka na inona mandeha

Dia tsika hiraharaha

Za hiraharaha



Firaisankina no tadiavina

Tahaka ny any ambanivohitra

Ka na iza hila vaniny

dia tsy maintsy hiforitra





QG midika fa tsy mivaky loha

Ka izahay tsy hiraharaha

Za hiraharaha

Ka hiaraka foana isika...Mandrakizay

Partager hiaraka foana isika

Commenter hiaraka foana isika

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe QG