4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Na miolakolaka aiza ianao - PST JACKY

Ho aiza ho aiza ianao ry mpivahiny ôô ho aiza é é
Fa tonga aminao ny fahazavana izao tontolo ôô

Na miolakolaka aiza ianao na miolakolaka aiza ianao

Fa mbola hotsaraina ianao ôô

Ianao maniratsira fivavahana
Anao mangäno Zanahary tsisy io o
Anao midôro aigny mbola matanjaka

fa mbola hotsaraina ianao ôô
Na miolakolaka aiza ianao na miolakolaka aiza ianao
Na miolakolaka aiza ianao na miolakolaka aiza ianao
Fa mbola hotsaraina

Partager na miolakolaka aiza ianao

Commenter na miolakolaka aiza ianao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe PST JACKY