4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ry tanindrazanay malala ô! - Pasteur RAHAJASON

Ry Tanindrazanay malala ô!

Ry Madagasikara soa

Ny Fitiavanay anao tsy miala,

Fa ho anao doria tokoa



Tahionao Ry Zanahary

’Ty Nosindrazanay ity,

Hiadana sy ho finaritra

He! Sambatra tokoa izahay.



Ry Tanindrazanay malala ô!

Irinay mba hanompoanao anao

Ny tena, fo, fanahy anananay

Izay sarobidy sy mendrika tokoa;



Tahionao ry Zanahary...



Ry Tanindrazanay malala ô!

Irinay mba hitahiana anao

Ka Ilay Nahary izao tontolo izao

No fototra hijoroan’ny satanao!



Tahionao ry Zanahary...



Tonony : Pasteur Rahajason

Feony : Norbert Raharisoa

Partager ry tanindrazanay malala ô!

Commenter ry tanindrazanay malala ô!

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Pasteur RAHAJASON