4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Osa sy malemy - STK Ambohijanaka fivoarana

   Sao tsy mendrika anao ry Jeso tia

   Fa mpanota aho ratsy be siasia

   Nefa mahatsiaro fa manana anao

   Osa sy malemy ka mba hiantrao



Indro aho Raiko o !

Fa ianao mpamindra fo

Tsy mamela anay mpanota ho very ianao





Indro aho raiko o!

Fa ianao mamindra fo

Azo hianteherana mandrakizay

  

  Tano aho fa tsy mahatana anao

  Ry Tompo o!

  Sakambino amin ny sandrinao

  Tsy ho sodokan ireo rendrarendra ety

  Osa sy malemy ka mba hiantrao

  

Partager osa sy malemy

Commenter osa sy malemy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe STK Ambohijanaka fivoarana