4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Omena anao - Bessa sy lola

...Ny fahazazako
Sy ny nofy tao
Samy nangalako
Natokako anao
Zay rehetra lasa
Sy zay mbola kinasa
Foiko manontolo omena anao

...Ny hatanorako
Voninkazo soa
Tsy mba norarako
Notoazako avokoa
Dia nataoko amboara
Mirindra sady tsara
Foiko manontolo omena anao

...Ity tononkalo
Zay hiraiko ity
Tsy ilan-takalo
Fa vokatra fitia
Hatramin'ny aiko
Zao ihany no lazaiko
Foiko manontolo omena anao

Partager omena anao

Commenter omena anao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Bessa sy lola

Suite