4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Omeko anao ry a... - Joy K



raha azoko atao

Dia omeko anao

Izao tontolo izao

Sy ny tsara ao



omeko anao ry aiko

omeko anao daholo

izay takatry ny saiko

foiko manontololo



raha azoko atao

omeko tsy misy fetra

Ento sy hanjakao

Ny amiko rehetra



mpihira: JoY K

tonony : NY Eja

feony   : Joy K


Partager omeko anao ry a...

Commenter omeko anao ry a...

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Joy K