4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tohero ny devoly - Ny Riampeo Zandry - FJKM Ambatobe

1.

Ny liona raha mandehandeha

Dia mikaroka ny sakafony

Ny liona raha mierona anie

Mitady izay harapany



2.

ny devoly liona noana be

Tsy hita maso izy fa mirenireny

Tsy mifidy izy na kely na lehibe

Fa izay azony potehiny



Ref :

Mandosira azy ianao (2)

halaviro re ny faritaniny

Raha sendra azy ianao

Ny hovitra ialao

Tohero izy ! dia handositra anao



                   RAMBOASALAMA  Mihamina

Partager tohero ny devoly

Commenter tohero ny devoly

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Ny Riampeo Zandry - FJKM Ambatobe