4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Fo torotoro - NY AINGA

Fo torotoro, ranomasom-pivalozana,
inty, mibaboka aminao, Tompo ô !
Satria nania, fa ninia
Tsy hitoetra eo akaikinao !
Mba todiho ny indrafonao

1 Ireny lalana sy fahamarinanao
Tsy nojereko, fa naleoko dia nikipy ô.

2 Ny Ray tokoa tsy mahafoy ny zanaka
Fa izahay no mpaniasia, Ray

Partager fo torotoro

Commenter fo torotoro

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe NY AINGA

Suite