4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mamindrà fo amiko - Noely

Mamindrà fo amiko Andriamanitra o

Araka ny fahasoavanao

Araka ny haben’ny fiantranao

Vonoy ny fahadisoako (bis)



Sasao madio aho mba ho afa-keloka

Ary diovy aho mba ho afa-pahotana koa

Tompo o sokafy ny molotro

Hanambara ny fiderana Anao (bis)



Hanambara ny fiderana Anao (bis)

Partager mamindrà fo amiko

Commenter mamindrà fo amiko

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Noely