4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Malahelo anao aho - NELLY

Alina ny andro,

Izaho sy ny gitara no sisa eto

Mamisavisa anao,

Mahatsiaro ny eo anilanao.

      Malahelo anao aho,

      Te hahita anao any,

       Any lavitra any ianao,

       tiako enao, tiako enao

Partager malahelo anao aho

Commenter malahelo anao aho

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe NELLY