4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Fitiavana - Ndriana Ramamonjy

Teny tsy afaka ao am-bava Fitiavana
Ny tanora koa miandrandra Fitiavana
Namana tsy mifanary, zanaka tsy foin-dreny
Ireny dia nohon’ny FITIAVANA
Nefa ve mba fantatrao ilay fitiavana
Izay ambony indrindra amin’ny fitiavana?
Nanolorany ny ainy hanavotany anao
Hanananao fiainam-pitiavana
Ho anao voafitaky ny fitiavana
Ka tsy te handre intsony hoe fitiavana
Tsy omena tsiny ianao
Zahay tamin’ny toeranao tsy te hierika fitiavana
Nefa ve mba fantatrao ilay fitiavana
Izay ambony indrindra amin’ny fitiavana?
NanoloraNy ny ainy hanavotany anao
Hanananao fiainam-pitiavana
Fantatrao ny tiany ambara hoe fitiavana
Fa JESOA izay tia mizara ilay fitiavana
Nanolorany ny ainy hanavotany anao
Hanananao fiainam-pitiavana

Partager fitiavana

Commenter fitiavana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Ndriana Ramamonjy