4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ny zanako - Razilina

Ny zanako mantsy ka zanako

Izy no hany fananako

Izy no tompon’ny aiko

Mpandidy sy tena mpibaiko

Ninomako rano tsy tiana

Namoizako ireo fifaliana

Niankinako rindrina irery

Ka tsy nilako mpijery

Ny zavatra vitan’ ny tanako

Dia nataoko mba ho an’ny zanako

Ka na inona loza hiantra

Ny zanako tsy mba hahantra

Aina avy amin’ ny aina

Ka tsy afoiko hiferinaina

Partager ny zanako

Commenter ny zanako

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Razilina