4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ny sitrakao - STK ANOSIVAVAKA AMBOHIMANARINA

Na sarotra aza raiko ny ho tia ny tsy tia

Ampianaro aho fa izay no sitrakao





     Na sarotra raiko ny tsy ho an’izao tontolo izao

     dia aoka mba hataoko fa izay no sitrakao

                      



Ka ny foko sy saiko diovy

ho mendrika ho anao  



Hahaizako manompo anao an

eny Raiko eny Raiko

mamindra fo amiko

Partager ny sitrakao

Commenter ny sitrakao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe STK ANOSIVAVAKA AMBOHIMANARINA