4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira N`fanah - N`FANAH

Toa tsisy haratsiana

Toa tsy nisy hadisoana

Raha izy aviany amin`ny niaviny

Anomboka handray ny tontolo



Tahotra sy tomany

No nisantarany ny fiainan`ny fahalalana

Efa voasoratra ny anjara

Fa tsy tompon`ny safidy

Ho fehezin`ny lalana

Tsy maintsy hitandrina ny didy



Ny Fanahy ihany e!

No tompon`ny anio, tompon`ny mandrakizay

Ny Fanahy ihany owa!

No nahatonga ny fotsika,ny fotsika hitempo iray

Ny Fanahy ihany e!

No malahelo raha sendra solafakèto isika

Ny Fanahy ihany owa!

no hoany amin`ny Helo na ko hoany amin`ny Paradisa



Toa mangina tsiafa-miteny

Malaelo izy ao anatiny ao e!

Tsy afa-manohatra fa mizaka irery

izay ataonao



Ny Fanahy ihany e!

No tompon`ny anio, tompon`ny mandrakizay

Ny Fanahy ihany owa!

No nahatonga ny fotsika,ny fotsika hitempo iray

Ny Fanahy ihany e!

No malahelo raha sendra solafakèto isika

Ny Fanahy ihany owa!

no hoany amin`ny Helo na ko hoany amin`ny Paradisa

Partager n`fanah

Commenter n`fanah

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe N`FANAH