4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Na volamena na saphira - Mamy gotso

Zaho tsy hoe manavakavaka an'i Papa sy Maman,
na hoe micomparer ny fitiavan'ny parents
Fa mba juste hoe te hilazalaza sy hiteny,
c'est ce qu'on appelle le vrai fitiavan-dreny

Fitiavana hafa kely sady un peu special,
fitiavana pirate sady tena original.
L'amour de Maman, reste le plus doux de tout,
amour tena unique tsy manampaharoa

Na dia betsaka aza ireo marary an'ialahy eto antany,
hafa kely ihany izany bôfy izany
Ny azy tena mbola le amour pure,
fa ny any sasany ronono asiana sira.

Miharihary izany amin'ny fianana eto an-tany,
indrindra indrindra rehefa misy problème ao an-trano
Eo vao hitan'ialahy fa ny fitiavan'i Maman,
dia mbola ambonimbony nohon'ny fitiavan'i Papa

Fa saingy zao aoka aloha hazava tsara ilay kôzy,
sao dia misy mi-agraver le choses
Zaho tsy hoe hilaza fa Rabaina tsy bôna,
satria mampitahy ny loko mavo sy ny jaune

Bonne daholo e rehefa Ray aman-dreny,
tsy tonga teto an-tany tsika raha tsy izy ireny
Fa kosa izao na bône aza baina, i bôfy tena dôro

Na volamena na saphira même diamant,
tsy mbola misy valeur mihoatra an'i Maman
Na pizza na poulet na poisson sôsy,
tsy misy matsirotsiro plus que rabôfy


Raha misy dega vitan'ialahy à la maison,
Rabaina midaroka fa tsy misy question
Rabôfy mieritreritra mitady solution
hoentina haingana anovany ny discussion

Tsy mety lany fika sy moyen mihitsy Rabôfy,
hikalmeny an-dRabaina raha sendra misôfy
Essayena avokoa ny moyen rehetra,
ho entina hitolomana sy hiarovana anao


Matetika aza lasa izy mivady indray no miady,
tezitra Rabaina vao mivoaka ny vavahady
Raha misy quelque chose manaitra anao,
tsy Maman ihany no mot voatononao

Zany dia midika fa Rabôfy mbola top,
devant les Nanas et aussi tous les potes.
Omeny anao daholo ny jean ,
chaussure lafo vidy toy ny Nike Black Top

Izy tsy mba sasatra ny mamalifaly anao,
eny na dia hanao izay tsy tokony hatao
Ny argent de poche tous ok, ny kata sy ny sôsy tous ok
Na soupe, na salady, na soda na limonady,
tsy misy manky mihitsy raha vao mba mitady

Partager na volamena na saphira

Commenter na volamena na saphira

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Mamy gotso