4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Na volamena na safira - Mamy Gotso

Zaho tsy hoe manavakavaka an’i Papa sy Maman,

na hoe micomparer ny fitiavan’ny parents

Fa mba juste hoe te hilazalaza sy hiteny,

c’est ce qu’on appelle le vrai fitiavan-dreny



Fitiavana hafa kely sady un peu special,

fitiavana pirate sady tena original.

L’amour de Maman, reste le plus doux  de tout,

amour tena unique tsy manampaharoa



Na dia betsaka aza ireo marary an’ialahy eto antany,

hafa kely ihany izany bôfy izany

Ny azy tena mbola le amour pure,

fa ny any sasany ronono asiana sira.



Miharihary izany amin’ny fianana eto an-tany,

indrindra indrindra rehefa misy problème ao an-trano

Eo vao hitan’ialahy fa ny fitiavan’i Maman,

dia mbola ambonimbony nohon’ny fitiavan’i Papa



Fa saingy zao aoka aloha hazava tsara ilay kôzy,

sao dia misy mi-agraver le choses

Zaho tsy hoe hilaza fa Rabaina tsy bôna,

satria mampitahy ny loko mavo sy ny jaune



Bonne daholo e rehefa Ray aman-dreny,

tsy tonga teto an-tany tsika raha tsy izy ireny

Fa kosa izao na bône aza baina, i bôfy tena dôro



Na volamena na saphira même diamant,

tsy mbola misy valeur mihoatra an’i Maman

Na pizza na poulet na poisson sôsy,

tsy misy matsirotsiro plus que rabôfy





Raha misy dega vitan’ialahy à la maison,

Rabaina midaroka fa tsy misy question

Rabôfy mieritreritra mitady solution

hoentina haingana anovany ny discussion



Tsy mety lany fika sy moyen mihitsy Rabôfy,

hikalmeny an-dRabaina raha sendra misôfy

Essayena avokoa ny moyen rehetra,

ho entina hitolomana sy hiarovana anao





Matetika aza lasa izy mivady indray no miady,

tezitra Rabaina vao mivoaka ny vavahady

Raha misy quelque chose manaitra anao,

tsy Maman ihany no mot voatononao



Zany dia midika fa Rabôfy mbola top,

devant les Nanas et aussi tous les potes.

Omeny anao daholo ny jean ,

chaussure lafo vidy toy ny Nike Black Top



Izy tsy mba sasatra ny mamalifaly anao,

eny na dia hanao izay tsy tokony hatao

Ny argent de poche tous ok, ny kata sy ny sôsy tous ok

Na soupe, na salady, na soda na limonady,

tsy misy manky mihitsy raha vao mba mitady

Partager na volamena na safira

Commenter na volamena na safira

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Mamy Gotso