4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Misaotra ray - Mirentiony

Misaotra Ray



1.Raha tsy teo ianao

Nitantana Ahy

Raha tsy ny sandrinao

Nisakambina ahy

Dia tsy ho hitako

Ny lalan-kaleha

Tsy ho vitako ny adidiko ve



2.Noho ilay avotra

Tao Kalvaria

Dia tsy rakotra

Ny fiainanay tety

Noho ilay zanakao

Jesoa kristy

Dia indro afaka aho

Ka miriaria



Refrain:

Misaotra anao ry Ray

Midera Anao

Misaotra Anao  ry Ray

Mankalaza Anao

Ka indro ny tanako

Raiso anio

Ho fonenanao

Divoy aho,sasao

Dia hadio, ho tempolinao.

Partager misaotra ray

Commenter misaotra ray

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Mirentiony