4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Apetrako ry ray malala - Mimosa

APETRAKO RY RAY MALALA



Apetrako ry Ray malala ô

An-tananao mba ho tarihinao

Ny androko tontolo izao

Fa Ianao no mpiandry ny ety



      " refrain "

Na sarotra na mora re ny dia

Na maizina ny lalako ety

An-tananao ny androko

Azony mandra-pahatonga ary





Apetrako ry Kristy Tompo ô

An-tananao mba ho fehezinao

Ny androko tontolo izao

Fa Ianao namonjy ahy re



      " refrain "

Na sarotra na mora re ny dia  ...


Partager apetrako ry ray malala

Commenter apetrako ry ray malala

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Mimosa