4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Soa ihany - MIANGALY

           Tsy mendrika hiantso ny Anaranao

           Tsy mendrika akory ny ho zanakao

           Ny haratsiako ry Ray ,fahotana mahamay

           Izay nataoko sy niainako hatrizay



             Soa ihany f’Ianao dia Ray mpamindra fo

             Namonjy ahy sy nanafaka ny fatorako

             Sarobidy Aminao ,antsoinao ho zanakao

             Lehibe Tompo ny Fitiavanao



                     Ny heloko voasasanao

                     Raiso ho Anao ny foko

Partager soa ihany

Commenter soa ihany

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe MIANGALY