4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Hirao ny fiderana - MIANGALY

And.1 (in-2)

Hirao ny fiderana

Omeo voninahitra

Mba ho fankalazana

An’Andriamanitra



Fiv.

Hobio sy derao

Lazao ny asany

Ny otantsika izao

Efa voafafany



Faly sy ravoravo

F’efa navotany

Ankalazao ny Avo

Isaory ny Anarany



And.2(in-2)

Azy ny fanjakana

Azy mandrakizay

Tompon’ny fahefana

’Lay Andriamanitray



Fiv.



And.1



Interlude



Fiv.



And.1



Postlude

Partager hirao ny fiderana

Commenter hirao ny fiderana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe MIANGALY