4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Manana anao - Mi-HL (Mikalo Hiran'ny Lanitra)

<3 Manana Anao <3


Na maro aza ireo fitsapana sy sedra mahazo ahy
tsy hataoko hampiemotra na hanakivy ahy izany
fa ianao hitantana ahy hatrany

hitraka aho satria efa Manana Anao hiaro ahy
ka tsy hihemotra intsony aho fa hiroso hatrany

Tantano aho Jeso, vimbino an-tratranao
izaho angina f’Ianao hiady ho ahy
raiso aho Tompo o, eo am-pelatananao
tsy atahotra intsony aho fa manana Anao

Manana Anao(2x) yeeh yeeh

Na maro aza ireo fahavaloko manenjika ahy
tsy hataoko hampihemotra na hanakivy ahy izany
fa Ianao , hitantana ahy hatrany

hitraka aho satria, efa manana Anano hiaro ahy
fa tsy hihemotra intsony aho fa hiroso hatrany

Tantano aho Jeso, vimbino an-tratranao
izaho angina f’Ianao hiady ho ahy
raiso aho Tompo o, eo am-pelatananao
tsy atahotra intsony aho fa manana Anao

Manana Anao(2x) yeeh yeeh

ka na maro aza ireo sedra mafy ireo
tsy hataoko hasakana ahy
ka na eo aza ireo fahavaloko ireo
Ianao hiaro ahy hatrany

ka na misy aza ireo fitsapana ireo
tsy hataoko hasakana ahy
fa na eo aza ireo fahavaloko ireo
Ianao hiaro ahy hatrany



Rem : Dieu tout Puisant
Genre : Evengelique PoP Rock
A/c : Aina mahem’ss
Artiste: Mi-HL (Mikalo Hiran’ny Lanitra) (Aina sy Fanaja)
Année : 2018

Partager manana anao

Commenter manana anao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Mi-HL (Mikalo Hiran'ny Lanitra)