4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsy ho hitanao - Masiaka

Nitia anao aho e

Tamin’ny foko sy ny saiko

Nomeko anao hatramin’ny aiko e

Nitia anao aho ho’a

Potika tokoa.

Nitia anao ho’a zah

Tamin\\’ny adalako sy ireo ditrako

Ireo pasiko sy ireo fikako e.

Eny e nitia anao aho e

POtika tokoa

Nitia anao tamin\\’ny tambitamby aho

Tamin\\’ny lako sy ny sangisangy

nitia anao aho e.





Nefa nininao tsy ho hay

Tsy noheverinao ny fisiako

Nenjehinao ny fijaliako

Nihomezanao ny fahareseko

Tsy fantatrao marina ’izany hoe tiako

Fa tena tiko tokoa

Tsy mba manam-paharoa

Tsy ho hitanao e

Tsy ho hitanao etsy sy eroa.








Partager tsy ho hitanao

Commenter tsy ho hitanao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Masiaka