4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsy hitazona - Marion

Nanantena ihany aho hoe: hiaraka aminao

zay rehetra efa vita izay porofoina isaina

sao mba taminao tokoa tsy nahalala izay ahy

’zao nilaozanao irery:



Tsy hitazona anao anefa aho

safidy ny anao ka mandehana

kanefa mba tiako hotsapanao

’zao hadalana vita izao



Rehefa any aorina any hifankahita izao sy ianao

hiverina daholo izay rehetra efa natao

tsy hangataka any afara ny hiverenanao indray

f’efa tojo izay nirina tiako sady koa tia ahy

koa rava samy tsara nefa:



tsy hitazona anao anefa aho

safidy ny anao ka mandehana

(Raha ho lasa ianao raha ho lasa ianao BABY)

kanefa mba tiako hotsapanao

’zao hadalana vita izao



misaotra anao, mahita soa

ianareo roa, faly tokoa

ianareo roa, tsy ho nofy intsony

ka tsofiko rano mba ho tojo ny mamy



atolotra ho an’i lanto sy sitraka(J&M)

Partager tsy hitazona

Commenter tsy hitazona

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Marion

Suite