4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira My girl - Marion

-Ilay fihetsikao nambabo ahy ireny asa moa raha fantatrao

Fa zary nofy ratsy tsy hampatory ahy

zato endrikao lay miavaka misarika ahy

toa hanaraka ny masoko efa jamba toa tsy ahita



Andraso kely aloha fa aza maika ny ho any

Aleo mba ho ahy ndray ny anio fa ny any ho any miandry aloha

ianao ilay mianjona sy hoe maimaika hatrany

Aleo ho lazaiko adroany f'izao koa efa ho vaky lo



Ref : Fitiavana mamiratra no miandry anao eny fa asa anao ry aiko,

        Ny vatanao mamindra tena lafatra iny toa tsy haritry ny saiko

        Anananao io my girl !!!!



-Nitsiky ianao dia nandao ahy rehefa avy tsy nihambahamba

hizara ho ahy ndray teo ilay  number of your phone

Mbola hihaona ihany isika indray andro any

f'aleo avelako any ianao f'ianao ko ty tao maimaika foana



Eny omen dalana enao f'efa ampy izay

Aleo mba ho ahy ndray ny anio fa ny any ho any miandry aloha

ianalo 'lay mianjona sy mamaika hatrany

Aleo mba ho lazaiko androany f'izao koa efa ho vaky lo

baby !!!!!!



Ref : Fitiavana mamiratra no miandry anao ...



Raboussa : Mahitanao zaho eny an dalana dia toa jamba

                 Te handray tanana hiresaka kobonao angamba

                 Manaitra lo? manaitra fo, te hiantso anao hoe aza maika fa andraso aloha

                 Ilay fitiavako miavosa asio 'lay tsiky kely fa efa love be Raboussa

                 Han !!! dia iny fa niverina nilaza fa haterina oh my girl !!! oh my girl !!!



Ref : fitiavana mamiratra ny miandry anao ...

                

Partager my girl

Commenter my girl

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Marion

Suite