4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ambohimahadizina - Man'dam

Ambohimahadizina, io ny tanànan’ialahy
Tanànan’ny mpanal’azy,
tanànan’ny mandeha ho azy
Tanànan’ny tsy misy kredy,
Tanànan’ny tsy misy bedy
Ao ny mpihira dia ao ny poety
Ny joba manao pomety
Maro ny mpanao fety
Samy manao izay mety
Ny sasany avec malette
No miseho ho azy mpanao gazety
Courage ny atao enquête
Ho antsoiny izao ikala Mariette hoe
Jereo @ internet
Rehefa katry tsy maintsy vedety !

Tanànan’ny tsy hay hoe ahoana
Ao ny manaonao foana
Ao ny manao kitoatoa
Misy ny lasa ambiroa
Misy ny voan’ny kasoa
Ity indray misary kisoa
Ny sasany mivoavoa
Iry izao teny sinoa dia
Tsaky tsy maintsy tsatsiou
Raha farany nôfa akoho
John Peter’s roa
Misia miseho beloha fa omeko ny kung-na fu !

Efa maro no itako tany sy ireo izay mpakany matetika
Mandrapaka sady manesika
Vao mahita masoandro miletika
Io tsy mifidy saranga a !!
Na tsalo ‘ty na baomanga
Na ny raraka na ny be vola
Na ny sipa aza mbola mandona
Ny antitra sy ny kasola
Ny mpanataka sy ny mpanola
Ry madama mitaiza tanora
Ry vazaha be tsy mifora
Io rehefa revy mandona
Tsy maintsy hoe miara-mirona
Ny vahoaka mitady ny lafatra !
Ny bota tsy maintsy mipasaka !!!
Tanànan’ny revy rehetra
Ny bonne sy ny voretra
Ny mamba manetsetra
Ny mpivavaka mipararetra
Ny mpitandrina sy ny eveka
Kepoka toy ny taretra
Ny vahoaka ity lasa miroule
Ny katry miara mitolona
Antsoina manao be marenina
Maditra saro-tenenina
Dondrona sady domelina
Hambarako anao izao ny marina
F’ianao ohatran’ny fanina
Ny katry tsy laitra hanarina
Fa ny feonao fotsiny no farina

Partager ambohimahadizina

Commenter ambohimahadizina

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Man'dam