4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ankizy nilaozan-tsakaiza - Mahavanona

Ankizy nilaozan-tsakaiza manin-tiana,manirery

Vovoka sisa no hanaovana sary tiana miteny irery

Rahoviana indray aho vao mety hahita anao

Tsy hay tsy hay izany

Mandalo miserana ny hafaliako omaly

Lasa mankany



Mbola tsaroako ireo tsongotsongo nataony,ireo sangisangy

Reo toetra nahazaza nifanaovanay fahiny,mbola mamy

Hahatsiarovako azy anie izy reo,tsy hohadinoko

Hahatsiarovany ahy ho setrin’izany,ity hirako



Dia veloma indrindra ary mampamangy any letsy

Raha toa mahita an’azy

Mbola salama  fa malahelo azy anie aho aty

Fa tsisy fika

Ho tonga hamangy any hono izy hono hoe

Raha ilaina izany

Hiafy mandefitra aho raha bedin’i mama

Miandry anao

Partager ankizy nilaozan-tsakaiza

Commenter ankizy nilaozan-tsakaiza

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Mahavanona