4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Herezo (tantely sy vahona) - Mahaleo

Aza kivy ianao ry akamako o!
resy tsy miady tsy mba namako o!
herezo hatrany

Aza aondrika ny lohanao
sao dia rendrika ny herinao
hatrakaho ihany

( 2 fois)
Tantely sy vahona
izany fiainana
masoandro sy rahona
ao anaty ny ngidy
ilay mamy sarobidy
fa tsy tonga ho azy

Raha mbola misy fofon'aina
io no hery entina miainga
tsy ho lavo an-tany

(2 fois)
Mahavalalanina izany fiainana
tsy laitra zakaina
izany indrindra no ilana namana
hiaraha- mamindra

Atolory ahy ireo tànanao
manomboka androany
tsy irery ianao
hiaraka hatrany

Tantely sy vahona
izany fiainana
masoandro sy rahona
ao anaty ny ngidy
ilay mamy sarobidy
fa tsy tonga ho azy

Partager herezo (tantely sy vahona)

Commenter herezo (tantely sy vahona)

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Mahaleo

Suite