4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Fihavananay - Mahaleo

Ny fihavananay, dia fihavanan-kalo
Ny hira no mampiray, tsy hananam-pahavalo
La la la...

Ny fihavananay, dia fihavanam-po
Raha oriory ny iray
Ny rehetra no mana-manjo
La la la...

Ny fihavananay, dia fiara-dia
Mifampitantana izahay, mba tsy hisy ny akon-dia

Partager fihavananay

Commenter fihavananay

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Mahaleo

Suite