4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsaroanay tokoa (fafah - Mahaleo)

Tsaroanay tokoa izao

Ny soa be noraisinay

Tsy tapaka avy taminao

Ry Andriananaharinay.



Ny lasa hitodianay

Dia mampiseho avokoa

Ny tanam-pitiavana

Nihahy sady nanasoa.



Ka dia mba velomy re

Aty anatinay ny fo

Mahay misaotra Anao anie

Ry Rainay be famindra-po

Partager tsaroanay tokoa (fafah

Commenter tsaroanay tokoa (fafah

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Mahaleo)