4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Malahelo - DOC HOLIDAY

   Malahelo aho fa hody ianao rahampitso

   Nilaozanao izany ty tanana an!

   Maharary ty foko manirery

   Mahatsiaro anao ny akama tena fa very

  



REF:  Lasa ianao fa tsy tamana an

          Nilaozanao ity tanana

          Lasa dila fa tsy tana

          Tavel’irery ity tanana

  

Iza indray no ho namako

Itafako sy ilalaovako

Maharary ty foko manirery

Mahatsiaro anao ny akama tena fa very



REF:............

Partager malahelo

Commenter malahelo

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe DOC HOLIDAY