4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mainty aho - ZEZE Mahanoro

Mainty aho ! Mainty aho ! Mainty aho !



Mainty aho izany angamba no tsy hitiavana ahy

Fotsy ianao izany no hireharehanao

Aiza re ireo fahasambarana nodiavina taloha

Maty ve ny fitovian-jo



Mainty aho izany angamba no tsy hitiavana ahy

Fotsy ianao izany no hireharehanao

Aiza re ireo fahasambarana nodiavina taloha

Maty ve ny fitovian-jo



Nahaona re ry vintana no dia avelanao

Hosena sy hitsakitsahana ity mpanomponao

Manantena izahay fa indray andro any

Hivimbinanao fahasambarana sy hery vaovao



Mainty aho izany angamba no hanosena ahy

Fotsy ianao izany no hireharehanao

Aiza re ireo fahasambarana nodiavina taloha

Maty ve ny fitovian-jo



Mainty aho izany angamba no tsy hitiavana ahy

Fotsy ianao izany no hireharehanao

Aiza re ireo fahasambarana nodiavina taloha

Maty ve ny fitovian-jo



Nahaona re ry vintana no dia avelanao

Hosena sy hitsakitsahana ity mpanomponao

Manantena izahay fa indray andro any

Hivimbinanao fahasambarana sy hery vaovao

Partager mainty aho

Commenter mainty aho

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe ZEZE Mahanoro