4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tena tiako foana ianao - Linda

Tena tiako ianao
Za anaraka anao
Mba valio ilay teny
Satria tiako ianao

Fa hatramin'izao
Mbola tezitra anao
Mba teneno
Dia valiako
Fa tiako foana ianao

Ref:Moi je t'aime
Tu me manque
Mon amour(fois2)
Ecoute-moi

Tena tiako ianao
Fa ianao dia tsara indrindra
Azafady akia malala
Fa izao koa tiandry

Fa hatramin'izao
Iaraka foana isika roa
Fa ianao no tena tiako
Je t'aime à l'infini

Ref:(fois2)Moi je t'aime
Tu me manque
Mon amour(fois2)
Ecoute-moi

Partager tena tiako foana ianao

Commenter tena tiako foana ianao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Linda