4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsoriko (lola - Lahy)

Fa dia nahoana no haratsianao foana izy iny e?

Nefa iny no mba namako

mahalala tokoa ny fiainako

sy ny ao an-tsaiko ao , ny amiko

fa dia nahoana no izy mba miresaka

no laziainao manao izao sy izao



Mangoraka tokoa

ny anatiko

tsorina mandratra fo



ref: tsoriko hatraminizao

      fa mbola tiako izy

      ka zay ditrany lazainao tsaroko  

      tsoriko hatramin’izao

      izy no fidiko

      ’zay fiainanay avelao



Fa dia nahoana raha mba miova tafo indray  

fa tsy izy foana no handaniam-potoana

ao ny anjaranay ho vokatr’izay

tantaraina hatramin’izay

fa dia nahoana? avelao ny azy ho azy eny foana

fa tsy izy foana no handanim-potoana



Manana ny fiainany izy

izay anjarany

f’izy irery ihany no mahay ny tantarany!



ref: tsoriko hatraminizao

      fa mbola tiako izy

      ka zay ditrany lazainao tsaroko  

      tsoriko hatraminizao

      izy no fidiko

      ’zay fiainanay avelao



tsy zaka intsony

re ny toy izao

meteza amin’ny toerany eo ianao





’zay fiainanay avelao

Partager tsoriko (lola

Commenter tsoriko (lola

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Lahy)

Suite