4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Love aminao - GASY PLOIT

Mba tsapanao moa ve ty foko adala aminao
Mitia fitia anao
Tsy hitady ny hafa intsony
Fa efa babonao, hitoetra anilanao
Ka ny andro sisa ny efa natokako anao
Ka hiriko mba hotory
Ho mandrakaizay ilay fitia
Eeeeh!Tsy anilanao mijaly
Tsy anilanao mijaly
Ooooh!Tsy anilanao mijaly
Tsy anilanao mijaly
Eeeeh!Tsy anilanao mijaly
Tsy anilanao mijaly
Ooooh!Tsy anilanao mijaly

REF:Zah love aminao
Tsy mila hafa tsy ianao
Izay niriko eto an-tany
Fa ianao no tsiaro
Mahatsiaro,manina irery
Mila latsaka tomany
Nefa ianao,ianao,ianao
Momba ahy,silapanahy
Nefa ianao,ianao,ianao
Momba ahy silapanahy

Tsy hambarambarako
An'iza n'iza ilay fitiavan-tsika roa
Be ny lafatra,fa ianao no mameno ny fo
Ka naiza naiza,ka niza niza
Tsy ataoko andrava ilay fitia
F'ianao no ilaiko,ratrizay
koboko ho doria

Eeeeh!Tsy anilanao mijaly
Tsy anilanao mijaly
Ooooh!Tsy anilanao mijaly
Tsy anilanao mijaly
Eeeeh!Tsy anilanao mijaly
Tsy anilanao mijaly
Ooooh!Tsy anilanao mijaly
Tsy anilanao mijaly

REF:zah love aminao
Tsy mila hafa tsy ianao
Izay niriko eto an-tany ..................

Tsy tafandrimandry aho raha tsisy anao
Mahatsiaro manina irery aho
Raha tsy eo ianao
Tsy mila hafa intsony aho
Fa ianao,ianao no tiko mba ho ahy
Ka na paradisa,na afo be
Izay misy anao de tiko aleha
Tsy voatanisa raha ny alahelo
hahitanao ny farany eeh!!!

Eeeeh!!!Tsy anilanao mijaly
Tsy anilanao mijaly
Ooooh!!Tsy anilanao mijaly
Tsy anilanao mijaly
Eeeeh!Tsy anilanao mijaly
Tsy anilanao mijaly
Ooooh!Tsy anilanao mijaly
Tsy anilanao mijaly

REF:Zah love aminao
Tsy mila hafa tsy ianao
Izay niriko eto an-tany................

Partager love aminao

Commenter love aminao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe GASY PLOIT