4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Lasa izao - Joy K

Inona ity ataonao

Toa mitanondrika be tsor’izao

Ekeo fa tsy nety ny nataonao



Toa mangina tsy miteny,

Toy ny ankizy very reny,

Ny Ray ao ambony tsy mba manary anao





Na ny ditra vita anie

Na ny fahotana maro be

Dia miandry anao ny Ray ka miverena re!



Ke hoy aho hoe:





Réf: Lasa izao, Mitsangana

’Zao de izao, Miomana

F’isika izao, no hiaraka

Hitondra fiainam-baovao









www.joyk.net

Partager lasa izao

Commenter lasa izao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Joy K