4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Lasa ianao - Rixah ft Alson

LASA IANAO

Tsy misy hafa tsy ianao
Ianao irery ety an-tany no mba ahy
Izao lasa ianao, izaho irery no miandry ity tanana
Asa raha tsaronao ilay teny iray
Hoe hiaradia ho mandrakizay
Kanjo tsy tanteraka
Ilay voady nifanekena zay
Ho ratrizay…

Iny ianao lasa ka nandao
Ka veloma no napetrakao ho reeh
Ranomaso no navelanao
Ho ahy sy anao
Na dia maro aza ireo nanjo
Dia tsy ho adino ireo natao taloha ireny
Izay angamba no safidinao
Lasa ianao…

Ataoko ahoana moa ny hitazonanao
F’ianao nisafidy ny handao
Na dia mafy anie izany, dia tsy maintsy mionona atrany
Eny lavitra tokoa ny misy anao, fa ny foko eo anilanao
Vonona ho tianao, f’ianao irery no ao am-poko aooo….

Iny ianao lasa ka nandao
Ka veloma no napetrakao ho reeh
Ranomaso no navelanao
Ho ahy sy anao
Na dia maro aza ireo nanjo
Dia tsy ho adino ireo natao taloha ireny
Izay angamba no safidinao
Lasa ianao…

Any andro iray, hoavy ho antsika
Lay maraim-baovao
Ka hikalo ho anao… ho anao...
Any ho any ianao, izao lavitranao ry tiana
Izao efa tsy eo anilanao, hitosiana
Ny any sisa azo atao, dia miandry ny fiverenanao
Hoe raovina indray…

Iny ianao lasa ka nandao
Ka veloma no napetrakao ho reeh
Ranomaso no navelanao
Ho ahy sy anao
Na dia maro aza ireo nanjo
Dia tsy ho adino ireo natao taloha ireny….

Partager lasa ianao

Commenter lasa ianao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Rixah ft Alson