4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Lasa ianao - Mahaleo

Mipololotra tsy mety tana
Toy ny setroka sigara
Ny alahelo tsy hay rarana
Fa nirakitra ho tantara
Mavesatra ny vodilanitra
Manorana ny any ho any
Misy fofona manitra
Navelanao ho lasany
             Lasa ianao, lasa ianao
             Tsy nanao veloma akory
             Fa nahita vaovao
             Iarahanao matory
Mipololotra tsy mety tana …

Mavesatra ny vodilanitra …

             Lasa ianao, lasa ianao …

Partager lasa ianao

Commenter lasa ianao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Mahaleo

Suite