4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Lasa - Boboh mahavanona

lasa e , dia tena lasa ianao
tsy tantinao intsony ny gidragidrako
.....
lasa e,dia tena lasa ianao
tsy tantinao itsony ilay ditrako

niandry aho ;nandeha nitady anao ....

fa na ho aiza ianao ;nde hanalavitra ahy
hieloelo ao an-dohanao
foanafoana eny aho
hiteny irery ianao
fa mbola hafa aho
mbola hafa e ; ny antsika roa

Partager lasa

Commenter lasa

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Boboh mahavanona