4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Lasa - Izaac

tsy maintsy ho tonga any

ihany aho ity raha toy izao no hiainana aty

ady lava tsy mba mihiratra

ilay masoandro

ady an-tanin'olona

tsy misy aza ny fiononana

lavitra an'i dada lavitra an'i neny

an'ireo namana

ilay olon-tiako ihany koa



na dia lavitra aza ny elanelan-tany

tsy hijanona ela intsony aho izany

fa efa tena manina ny any anilany re



ny vatsy no ataoko maro

hanohanako ny erindalana

tsy maintsy ho tonga any

no ato an-dohako



vonona aho ry zalahy



  

Partager lasa

Commenter lasa

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Izaac