4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Lasa.....? - Melky

Lasa any ianao

Lasa ianao lasa tsy hita

Lasa tsy mba

Tsy mba nanao veloma

Lasa tokoa

Tsy nampilaza ianao

Fa d nahoana

F’izay no tianao atao,atao

F’izay no tianao atao



Impiry,impiry

Fefa nilaza anao aho

Impiry,impiry

Isika miady lava

Impiry,impiry

Efa tsy tantiko intsony

Impiry,impiry

........



D ahoana

No ilazako ireo akaiky ahy

Ahoana moa

Ny fosafosa nataonao ahy

Nahoana tokoa

Afa-baraka mihintsy aho

Be no nilaza

F’efa izay no tianao atao



Impiry.....



Indraindray toa manirery lava aho

Aiza ary ianao

Aiza tsy tazako intsony

Nahoana tokoa

Fa aiza loatra ianao

Fa dia nahoana

Sa zay no tena sitrakao



Impiry.....

Partager lasa.....?

Commenter lasa.....?

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Melky

Suite