4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Lasa - Funky

Izy ilay fitarainako

Tsy manjary intsony ny  fiainako

Indrisy mantsy izy tsy hiverina intsony

Lasa nandeha niakatra any ambony

  Indrisy malahelo azy aho izany

Ranomasoko miraraka maihamafy hatrany.

Eny tsy maitsy andeha fa tampoka  loatra

Lasa nanadeha lasa any ankoatra.

Partager lasa

Commenter lasa

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Funky